plt-x-tanala_num_text_reg/11/18.txt

1 line
698 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-27 07:44:49 +00:00
\v 18 Voriano amin'ny fokon'olo hoe: 'Manokagna tegna anareo, hômin'ny ampitso ka hihinagna hena tokôtre anareo, satria nitagny anareo ka regnin'i Yaveh. Anao nijaka hoe: "Ija ny hagnome hena hohaninay? Tsara taminay ny tany Egypta." Noho ijay Yaveh die hagnome hanina hônareo, ka hihinagna an'ijay anareo. \v 19 Tsy hihinagna hanina mandritra ny indraika andro, roe andro, dimy andro, folo andro, na rôpolo andro fotsine anareo,\v 20 fa hihinagna hanina mandritra ny ray volagna manontolo mandra-pivoahan'ijay egne amin'ny lavak'orognareo. Hahatsiravigna anareo ijay satria nandà an'i Yaveh, ijay eo aminareo anareo. Nitagny teo agnatrehane anareo hoe: "Nagnino ahay no nienga an'i Egypta""'