plt-x-tanala_num_text_reg/05/27.txt

1 line
363 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-09-24 12:45:45 +00:00
\v 27 Laha omene an'aje ny rano hisotroine, laha vôloto satria nagnota tamin'ny sakejane ijy, die hiditra amin'aje ny rano ijay mitondra tsitsike ka hanjary hangidy. Hivonto ny trokane ka harary ny fene. Ho vôtsitsike eo amin'ny olone ilay viave. \v 28 Fa laha tsy vôloto koja ilay viave ary laha madio ijy, die tsy mentsy hafahana. Ka afaka hanagna anaka ijy.