plt-x-tanala_num_text_reg/29/14.txt

1 line
549 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-10-05 16:08:07 +00:00
\v 14 Tsy mentsy omenareo miaraka amin'ny fagnatitra hohanina, koba tsara toto vôharo diloilo, telo ampahafolon'ny efaha hôn'ny ahombilahy kiraidraike amin'ny ahombilahy telo ambin'ny folo, roe ampahafolone hôn'ny ondrilahy kiraidraike amin'ny ondrilahy roe, \v 15 ary ampahafolon'ny efaha hôn'ny kiraidraike amin'ny janak'ondry efatre ambin'ny folo. \v 16 Tsy mentsy magnome osilahy raike ho fagnatitra nohon'ny fahotana ho fagnampin'ny fagnatitra orôna mahajatre, ny fagnatitra hohanina momba an'io, ary ny fagnatitra nomina amin'ijay anareo.