plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/32.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 32 Indro, avy jao ny lera, Eka, tonga tokôtra, laha efa hiparitaka anareo, ny tsirairay samy agny amin'ny tragnony aby manokagna, die havelanareo rery Iaho. Nefa tsy irery Iaho satria miaraka aminahy ny Ray. \v 33 Efa nijakaiko taminareo ireo raha ireo ba hanagna fedagnana ato amin'ahy anareo. Managn'olagna anareo eto amin'ijao tontolo ijao, nefa mahereja: "efa nandresy ijao tontolo ijao Iaho."