plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/29.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 29 Hoy ny mpianany tamin'ajy hoe: " Jahao, Amin'ijao Anao mijaka majava tsara ary tsy mampiasa fagnoharana. \v 30 Fantatray amin'ijao fa mahalala ny java-drehetra Anao, ary tsy misy tienareo hametraka fagnotaniena aminao. Noho ijany, die mino ahay fa avy amin'Andriamanitra Anao." \v 31 Namaly an-dreo Jesôsy hoe: " Mino amin'ijay ve anareo?