plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/26.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 26 Amin'ijane andro ijane die hangatake amin'ny agnarako anareo ary tsy hilaja anareo Aho hoe: hivavaka amin'ny Ray ho anareo, \v 27 fa ny Ray mihintsy no tia anareo satria nitia an'Ahe anareo ary nino fa avy agny amin'ny Ray aho.\v 28Avy amin'ny Ray Aho, ary avy teto an-tane. Fa handao ijao tontolo ijao Aho ary ho agny amin'ny Ray."