plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/19.txt

1 line
683 B
Plaintext

\v 19 Hitan'i Jesôsy fa te-hagnotane an'Aje areo, die hoy ijy tamin-dreo hoe: " Ijao ve no agnotanenareo tegna, die ny tieko hilajaina amin'ny fijakana hoe: ' Fotôgna fohike sy tsy hahita an'Ahe koa anareo, ary afake fotôgna fohike indraike nefa die hahita an'Ahe anareo'?\v 20Lajaiko aminareo, marina die marina tokôtre, fa hitomagny anareo ary hitaraigna, fa ijao tontolo ijao koja hifale. Ho feno alahelo anareo, kanefa ho lasa hafalena ijane alahelonareo ijane.\v 21Raha mihetsi-jaja ny viave raike die malahelo satria avy ny fotôgnane, fa raha terake koja ilay jajakele, die tsy tsarône koa ny alahelone nohon'ny hafalene fa nisy jajakele terake eo amin'ijao tontolo ijao.