plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/17.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 17 Avy eo ny sasagne tamin-dreo mpianane nifampiresake hoe: " Ino ary ijane lajaine amin-tsena ijane hoe: 'Afake fotôgna fohike die tsy hahita an'Ahe koa anareo ary afake fotôgna fohike die hahita an'Ahe indraike anareo,' sy hoe: 'Satria ho agne amin'ny Ray Aho?" \v 18 Noho ijane die hoy areo hoe: "Ino ary ijany lajaine ijane hoe: 'Afake fotôgna fohike'? Tsy fantatray ny tiene hambara."