plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/15.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 15 Ijay rehetre anagnan'ny Ray die an'Ahe. Noho ijane, nijaka Aho fa ilay Fagnahy die hangala amin'ijay an'Ahe ary hijaka an'ijane amin-dreo. \v 16 Afake fotôgna fohike die tsy hahita an'Ahe koa anareo, ary afake fotôgna fohike hafa die hahita an'Ahe indraike anareo."