plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/12.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 12 Managna javatre maro hambara aminareo Aho, fa tsy ho ajonareo ny hevitr'ijane ijao. \v 13 Kanefa, raha avy ijy, Fagnahin'ny fahamarinana, die hitarike anareo ho amin'ny fahamarinana rehetra, satria tsy hijaka avy amin'ny tegnane ijy. Fa hilaja ijay rehetra regnine ijy, ary hijaka aminareo io javatre ijay ho avy. \v 14 Hagnome voninahitre an'Ahe ijy, satria ny avy amin'Ahe mandy no hijakaine aminareo.