plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/08.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 8 Raha avy ijy, die hagnaporofo amin'ijao tontolo ijao ho diso momban'ny fahotana, ny fahamarinana, ary ny fitsarana__\v 9 momban'ny fahotana mpampahere, satria tsy mino an'Ahe areo; \v 10 momban'ny fahamarinana, satria hody amin'ny Ray Aho, ka tsy ho hitanareo koa; \v 11ary momban'ny fitsarana, satria ny mpanapaka ijao tontolo ijao die nitsaraina.