plt-x-tanala_jhn_text_reg/16/05.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 5 Fa am'ijao ho agne amin'ilay nagnirake an'Ahe Aho, nefa tsy bola nisy nagnotane an'Ahe anareo hoe: " Handeha ho aja moa anao?" \v 6 Fa satria nolajaiko taminareo igne javatre igne, die nalahelo no nameno ny fonareo. \v 7 Fa lajaiko marina aminareo, tena tsara hônareo ny handehanako. Satria raha tsy mandeha Aho, die tsy ho avy aminareo ny Mpampahere, fa raha mandeha Aho, die handeha an'Aje ho aminareo.