plt-x-tanala_jhn_text_reg/12/34.txt

1 line
620 B
Plaintext

\v 34 vahôka namale anaje hoe, "Regninay tamin'ny lalàna fa kristy die hijanogna mandrakijay. Ahôna no ahafahanao mijaka hoe: 'Ny janak'olo die tsy mentsy hasandratre'? Ija ijany janak'olo ijane?" \v 35 Avy Jesôsy nijaka andreo hoe: Ny hajavana die mbola hiaraka aminareo mandritra ny fotôgna lehibe. Mandihana dieny bola managna hajavana, mba tsy hafahan'ny hejigna die meloha anareo. Ijay mandeha amin'ny hejigna die tsy mahalala ny lalagna hombane. \v 36 Laha bola managna ny hajavana anareo, die minoa ijany mba ho janakin'ny hajavana anareo. Jesôsy nijaka ny raha io avy teo die tsy hita fa nivony anaje areo.