plt-x-tanala_jhn_text_reg/08/52.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 52 Hoy ny jiosy tamin'aje hoe: "Aminjao fantatray fa managna demonia Anao. Efa maty Abrahama sy ny mpaminagny; Kanefa anao milaja hoe: 'Raha misy mitandrigna ny jakako, die tsy hahita fahafatesana mandrakijay ijy'. \v 53 Tsy angeja mihôtran'ny rainay Abrahama ijay efa maty Anao, sa ve angeja? Ny mpaminagny mandy koa die maty. Mambôtra ny tegnanao ho ija moa Anao?"