plt-x-tanala_jhn_text_reg/08/45.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 45 Kanefa, satria milaja ny marina Aho, die tsy mino an'Ahy anareo. \v 46 Ija aminareo no magnameloka an'Ahy amin'ny fahotako? Raha milaja ny marina Aho, nahôna no tsy hinônareo?\v 47Ijay avy amin'Andriamanitre; tsy maharegny an'ijany anareo satria tsy avy amin'Andriamanitre."