plt-x-tanala_jhn_text_reg/08/28.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 28 Hoy Jesôsy hoe: " Rehefa asandratrareo ny Janak'Olo, die ho fantatrareo fa aho no IZY, ary tsy magnano na ino na ino ho an'Ahy Aho. Araka ny nampenarin'ny Ray an'Ahe, no hilajako an'ireo javatra ireo. \v 29 Ijy ijay nagniraka an'Ahy die miaraka amin'Ahe, ary tsy namela an'Ahy ho irery ijy, noho Aho magnano ijay ankasitrahany mandrakariva." \v 30 Raha nilaja an'io javatra io Jesôsy, die be no nino an'Aje.