plt-x-tanala_jhn_text_reg/08/23.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 23 Hoy Jesôsy tamin-dreo hoe: " Avia atoy ambany anareo; Aho koja avy ambony egne. Avy amijao tontolo ijao anareo; fa aho koja tsy avy amjao tontolo ijao. \v 24 Noho ijane, nambarako taminareo fa ho maty ao amin'ny fahotanareo anareo. Fa raha tsy mino anareo fa AHO NO IJY, die ho maty amin'ny fahotanareo anareo."