plt-x-tanala_jhn_text_reg/08/07.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 7 (Fagnamarihana: Jereo ny fagnamarihana momban'i Jaona 7:53-8: 11 etsy ambone) Rehefa nametraka fagnotanena taminajy fehijay areo, die nitsangagna Ijy ka nijaka an-dreo hoe: "Ijay tsy nanota taminareo, aleo ijy hitily vato an'aje vôlohane." \v 8 Die niondrika koa Ijy, ary nanoratra tamin'ny tany tamin'ny ratsan-tagnane.