plt-x-tanala_jhn_text_reg/08/04.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 4 (Fagnamarihana: Jereo ny fagnamarihana momban'i Jaona 7:53-8: 11 etsy ambone) Avy teo hoy areo tamin'ajy hoe: "Ry mpampianatra ô, i viavy toy die tratra teo am-pijangajangana. \v 5Ary ao amin'ny lalàna, Mosesy nibeko anay ba hitily vato ny olo tahaka an'ijay; ino no jakainao momba an'aje?" \v 6 Nijakain-dreo hamandrihana an'Ajy fotsiny anefa ijany ba ahafahan-dreo magnameloka an'Aje, fa Jesôsy koja niondrika ary nanoratra tamin'ny tany tamin'ny ratsan-tagnane.