plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/47.txt

1 line
227 B
Plaintext

\v 47 Noho ijany ireo Fariseo namaly andreo hoe: "Vôfitaka hiany koa ve anareo? \v 48 Moa nisy tamin'ireo mpanapaka ba nino Anajy, na tamin'ireo Fariseo? \v 49 Fa ireo vahôka ireo die tsy mahalala ny lalàna, vôojogna areo."