|
\v 45 Aviteo ireo mpandigny raharaha nimpody tagny amin'ireo lohan'ny mpisorogna sy ireo Fariseo, ijay nilaja tamin-dreo hoe: "Nahôna anareo no tsy nitondra Anajy?" \v 46 Namaly ireo mpiambigna raharaha hoe: "Tsy bola nisy nivoria tahaka ijany mihitsy." |