plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/40.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 40 Ny sasagny tamin'ireo vahôka, laha efa naharegny an'ireo jaka ireo, die nijaka hoe: "Itoy tokôtra ilay mpaminagny."\v 41 Ireo hafa nilaja hoe: "Itoy ilay Kristy." Fa nisaragny nijaka hoe: "Fa angaha Kristy avy agny Galilia?\v 42 Tsy vôlajan'ny soratra Masina ve fa Kristy die ho avy amin'ny taranak'i Davida ary avy ao Betlehema, ilay tanàna ijay nisy an'i Davida?''