plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/30.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 30 Niejaka ny hanambotra Anajy areo, fa tsy nisy nangijintagnana tAminajy satria tsy bola avy ny fotôgnany. \v 31 Kanefa rahabe tamin'ireo vahôka no nino Anajy, ary hoy areo hoe: "Laha efa avy ilay Kristy, moa hagnano famantarana rahabe mihôtra ny vitan'io lelahy io ve Ijy?" \v 32 Naharegny ny vahôka nivitsikitsika ireo raha mahakasika an'i Jesôsy ireo ny Fariseo, ary ny lohan'ny mpisorogna sy ireo Fariseo die nagniraka mpiandry raharaha hanambotra Anajy.