plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/28.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 28 Aviteo nihieka mahare i Jesôsy tao an-Tempoly, nampianatra ary nijaka hoe: "Anareo die samy mahalala ny tegnako ary mahalala ny fievieko. Tsy avy nohon'ny tegnako manokagna Aho, fa ilay nagniraka Anahy die marina, ary tsy fantatrareo Ijy. \v 29 Fantatro Ijy satria Aho die avy Aminajy ary Ijy no nagniraka Anahy.