plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/23.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 23 Laha amin'ny sabata no amorana ny olo ba tsy ho vôdika ny lalàn'i Mosesy, die nahôna anareo no vignitra Aminahy laha nagnasitragna tanteraka olo raika tamin'ny Sabata aho? \v 24 Aja mitsara amin'ny endrika ivelany, fa mitsarà am-pahamarinana."