plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/17.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 17 Laha misy olo magniry hanao ny sitram-pony, die hahalala mahakasika an'io fampenarana io ijy, na lahatamin'Andriamanitra ijany, na Iaho no mijaka avy amin'ny tegnako. \v 18 Na ija na ija mijaka avy amin'ny tegnany die mandremby ny vononahitry ny tegnany manokagna, fa na ija na ija mandremby ny vononahitr'ijay nagniraka anajy, die io olo io no marina, ary tsy misy tsy fahamarinana ao aminajy.