plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/05.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 5 Fa na ireo rahalahy aja tsy nino Anajy. \v 6 Noho ijany Jesôsy nijaka andreo hoe: "Bola tsy avy ny fotôgna, fa ny fotôgnanareo koja die vognona lalandava. \v 7 Tsy afaka hankahala anareo ijao tontolo ijao, fa Aho no halany satria magnambara fa ratsy ireo asany.