plt-x-tanala_jhn_text_reg/07/01.txt

1 line
198 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'ireo raha ireo Jesôsy die nenga tagny Galilia, fa tsy te ho agny Jodia anefa Ijy noho ireo Jiosy mikasa hamono Anajy. \v 2 Ary efa nariny ny andro fifalefalen'ny Jiosy ny Taberinakely.