plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/51.txt

1 line
230 B
Plaintext

\v 51 Laha igny ijy nidigna igny, die nitsena andreo mpanompone, nilaja fa velogna ny janagne. \v 52 Ka nagnotany andreo ny ora ijay nagnaretane ijy. Namaly anajy areo hoe: "Maly tamin'ny ora fahafito no nialàn'ny tajo taminaje."