plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/31.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 31 Nandritra' ijane, nampirisike An'dreo mpianatre, magnano hoe: "Raby, mihinàna."\v 32 Fa hoy Ijy tamin'dreo hoe: "Iaho die managna hanin-ko hoanina ijay tsy fantatrareo." \v 33 Ka nifampijaka ny mpianatrany hoe: "Tsy nisy olo nitondra raha hoanina hôn'Aje, sa ve nisy?"