plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/28.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 28 Noho ijany die namela ny sinine raviavy, ka nandeha niverigna tagny an-tanàna, ary nijaka tamin'olo hoe: \v 29 "Handeha, hijaha ny lelahy ijay nilaja ny vitako manontolo. Tsy ho Kristy ijany, sa ve Ijy?" \v 30 Die niala teo an-tanàna areo nandeha eo aminaje.