plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/23.txt

1 line
306 B
Plaintext

\v 23 Kanefa, hoavy ny andro, ary tonga ankehitriny, laha efa hidera ny Ray amin'ny fagnahy sy faharignana ny tena mpivavake, satria ny Ray die miremby olo hôtran'ijany ho mpidera Anajy. \v 24 Andriamanitra die Fagnahy, ary ny olo ijay midera Anajy die tsy mentsy midera amin'ny fagnahy sy fahamarignana."