plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/21.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 21 Hoy Jesôsy taminajy hoe: "Minoa Anahy, raviave, fa ho avy ny andro ijay hideranareo ny Ray ka sady tsy amin'itoy an-tendrombohitra itoy no tsy any Jerosalema. \v 22 Fa anareo menkohoke amin'ijay tsy fantatrareo. Ahay koja menkohoka amin'ijay fantatray, satria ny famonjena die avy amin'ny Jiosy.