plt-x-tanala_jhn_text_reg/04/17.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 17 Namaly ny viavy ka nijaka tamunajy hoe: "Tsy manambady iaho." Namaly Jesôsy hoe: "Marina ny vôlajanao hoe: 'Tsy manambady iaho,\v 18 'fa efa nanambady indimy anao, ary ny raika ijay hipetrahanao amkehitriny die tsy mbola vadinao. Marina ijay vôlajanao."