\v 25 Hoy ny viavy tamin'ajy hoe: "Fantatro fa ho avy ny Mesia (ny antsovana hoe Kristy). Ary laha efa tonga Ijy, die hagnajava amintsena ny raha manontolo."\v 26 Hoy Jesôsy taminajy hoe:" Iaho ijay miresaka aminao, no Ijy."