\v 12 Nijaka tamin-dreo indraike Jesôsy, magnano hoe: " Aho no fahajavan'ijao tontolo ijay; ijay magnarake an'Ahy die tsy handeha amin'ny hejigna fa hanagna ny fahajavan'ny fiaignana." \v 13 Hoy ny fariseo tamin'aje hoe: "Anao die magnambara ny tegnanao; tsy marina ny fagnambaranao."