1 line
388 B
Plaintext
1 line
388 B
Plaintext
\v 34 Koa die nifoha nandritre ny aligna i Abimeleka, sy ireo lelahy abiaby ijay niarake tamin'ajy, ary nametrake fanafihana tampoke hanohitre an'i Sekema areo- nijara ho antoko efatre ijany. \v 35 Nivôke i Gala janak'i Ebeda teo ary nitsangagna teo amin'ny fidirana teo amin'ny vavahadin'ny tanàna. Nivôke avy ao amin'ny toerana fivoniany i Abimeleka sy ireo lelahy niarake tamin'ajy. |