1 line
519 B
Plaintext
1 line
519 B
Plaintext
\v 15 Hoy ny tsilon-draketa tamin'ny hajo:' Laha tena te hagnosotre an'ahy ho mpanjaka eo aminareo anareo, die avia ary mandrimbeja fiarovana eo amban'ny aloko. Laha tsy ijany die ôke hivôke avy ao amin'ny tsilon-draketa ny afo ary ôke ijany hagnoro ny sederan'i Libanona.' \v 16 Ankehitriny ary, laha nagnano ny marina sy mahitsy anareo, tamin'ny nanaovanareo an'i Abimeleka ho mpanjaka, ary laha nagnano ny tsara mahakasike an'i Jerobala sy ny ankohonany, ary laha nagnafay an'ajy arak'ijay mendrike an'ajy anareo- |