plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/12.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 12 Hoy ireo hajo tamin'ilay vôloboke: 'Avia ka manjaka aminay.' \v 13 Hoy ilay vôloboke tamin-dreo hoe tokony hafoiko ve ny divay vaoavaoko, ijay mampifaly ny andriamanitra sy ny olombelogna, ka hipody ary hitsingevaheva eo amin'ireo hajo hafa?'\v 14 Die hoy ny hajo abiaby tamin'ny t-silon-draketa: 'Avia ka manjaka aminay.'