plt-x-tanala_jdg_text_reg/09/07.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 7 Laha nijakaina ny mikasika an' ijany i Jotama, die nandeha ijy ary nitsangagna teo an-tampon'ny tetin'i Gerizima. Nangaingaike ijy ka nijake tamin-dreo hoe:'' Tenoy iaho, anareo mpitarik'i Sekema, mba hitenon'Andriamanitra anareo. \v 8 Indraike andro die nivôke ny hajo mba hagnosotre mpanjaka raike ho eo amin-dreo. Satria hoy areo tamin'ny hajon'oliva hoe: Manjaka aminay.'