plt-x-tanala_jdg_text_reg/07/02.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 2 Die hoy Yaveh tamin'i GIdeona hoe: "Rahabe amin'ahy lôtre ireo miaramila, mba hagnomejako fandresena ho anao eo amin'ireo Midianita, mba tsy hireharehan'i Israely amin'Ahy, hanao hoe: 'Ny herinay no namonjy anay. ' \v 3 Ary ankehitriny, ambarao eo an-tsofign'ny vahôke ka jakao hoe: 'N'ija n'ija matahotre, n'ija n'ija mangovitre, die ôke ijy hipody ka hiala ao an-tetin'i Gileada. '''Die lasa ny olo roe arivo sy roa aligna noho ijany, ary ny iray aligna koja nijanogna.