plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/31.txt

1 line
484 B
Plaintext

Hoy i Joasy tamin'ireo abiaby ijay nanohitre an'ajy hoe: ''Hifona ny raha misy ho an'i Bala ve anareo? Hamonjy an'ajy ve anareo? N'ija n'ija hifona ho an'ajy, die ôke ijy ho vonoina ho faty laha mbola maraigna koa. Laha Andriamanitra i Bala, ôke ijy hiaro ny tegnany laha noravan'olo ny alitarany. '' Ary tamin'ijany andro ijany i Gideona die nangehan-dreo hoe: '' Jerobala,'' satyria hoy ijy hoe ''Ôke hiaro ny tegnany i Bala. '' satria efa nandrava ny alitaran'i Bala i Gideona.