plt-x-tanala_jdg_text_reg/06/27.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 27 Ka die nangala folo tamin'ireo mpanompony i Gideona ary nangnano arake ijay nijakain'i Yaveh tamin'ajy. Ary satria natahotre lôtre ny ankohonan'i abany sy ireo lelahy tao an-tanàna ny hagnano ijany mandritre ny andro ijy, die nataony nandritre ny aligna ijany.