plt-x-tanala_jdg_text_reg/05/26.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 26 Napetagny teo amin'ny tsatokan-day ny tagnany, ary ny tagnany havanagna tamin'ny tantagnan'ny mpiasa; die namely an'i Sisera tamin'ilay tantagnana ijy, notorotorôny ny lohany. Laha nandefogna ny fihirifany die nopotipotehiny ho torotoro ny karan-dohany. \v 27 Lavo teo agnelagnelan'ny hongony ijy, lavo ijy ary nidaraboke teo. Teo agnelagnelan'ny hongony ijy no nitsirara. teo amin'ny toerana namonoana an'ajy tamin-kerisetra no nahalavo an'ajy.