plt-x-tanala_jdg_text_reg/05/19.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 19 T0nga ireo mpanjaka, niady areo; niady tagny Tanaka teo amorogn'ny ranon'i Megido ireo mpanjakan'i Kanana.Nefa tsy nangala volafotsy ho Robaina areo. \v 20 Avy egne amin'ny lanitra no niadian'ireo kintagna, avy egny amin'ny lalan-dreo nagneragna ny lanitra no niadian-dreo tamin'i Sisera.