plt-x-tanala_jdg_text_reg/05/15.txt

1 line
217 B
Plaintext

\v 15 Niarake tamin'i Debora ireo andriako tao Isakara; ary Isakara niarake tamin'i Baraka nikoropaka nagnaraka an'ajy tagny an-dohasaha okay teo ambany fifehejany. Tao amin'ireo fokon'i die nisy fikasan'ny fo lehibe.