plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/28.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 28 Hoy ijy tamin-dreo hoe: "Magnaraha an'ahy, fa efa handresy ireo fahavalonareo Yaveh, die ireo Moabita. "Nagnaraka an'ajy areo ary nanambotre ireo fitsahan'i Jordana fandalovan'ireo Moabita, ary tsy namela an'ija n'ija hitsaka ny ranobe areo. \v 29 Tamin'ijany fotôgna ijany die namono lelahy Moabita teo amin'ny iray aligna teo areo, ary lelahy natanjake sy mahavita ajy ijy abiaby. Tsy nisy afa-nilefa. \v 30 Ary tamin'ijany andro ijany Moaba die resin'ny tanjak'Israely, ary nilamigna mandritre ny valopolo taogna ny tany.