plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/26.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 26 ha teo am-piandrasana ireo mpanompo, die nanontagny tegna ny amin'ijay tokony hatao areo, nilefa i Ehoda ka nagnalavitre ilay toerana misy ireo sarin-draha vôsokitr'ireo sampy, ary noho ijany die nilefa tagny Seirata ijy. \v 27 Laha tonga ijy, die nitsoke ny trompetra raike teo amin'ny tany ambon'ny Efraima. Ka nijotso niaraka tamin'ajy avy agny amin'ny tany ambo ny vahôkan'i Israely, ary ijy nitarika an-dreo.