plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/24.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 24 Laha lasa i Ehoda, die tonga ireo mpanompon'ny mpanjaka; hitan-dreo fa mipegna ireo varavaravaran'ny efitre ambony, ka nihevitre areo hoe: "Ajo antoke fa nangala aigna ao amin'ny mangatsiatsiake ao amin'ny efitre ambony ijy. " \v 25 Nitombo ny ahiahin-dreo mandra-pahatsapan-dreo fa nagnano tsinontsino ny andrekiny areo laha tsy nanokatre ny varavarana tao amin'ny efitre ambony ilay mpanjaka. Ary nalain-dreo ny lakle, die novohany ireo, ary nitsirara teo ny tompony, lavo tamin'ny tany, ary maty.