plt-x-tanala_jdg_text_reg/03/19.txt

1 line
577 B
Plaintext

\v 19 Laha ny amin'i Ehoda koja, laha tonga teo amin'ilay toerana ijay nisy ireo sarin-draha vôsokitra natao teo akekin'i Gilgala ijy, die nitodika sady nipody ijy, ary nijaka hoe: "Managna tsiambaratelo ho anao aho, ry mpanjakako." Ary Eglona nijaka hoe:"Mangina!" Ka nivôke ny efitre areo abiaby ijay nanompo an'ajy. \v 20 Tonga teo amin'ajy i Ehoda. Nidoboka rerike ny mpanjaka, rerike tao amin'ny mangatsiatsiake tao amin'ny efi-tragno ambony. Hoy Ehoda hoe: "Managna hafatre avy agny amin'Andriamanitra ho anao iaho. "Nitsangagna avy teo amin'ny fidobohany ny mpanjaka.